Prendre contact
Lot VF 60 Mahamasina Nord – Antananarivo 101, Madagascar
craad.madagascar@gmail.com
Ph: +261 32 60 343 61

Actualités

FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARA
Actualités

FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARA

https://www.youtube.com/watch?v=HjAwboDy524 Ho an’Andriamatoa Andry Nirina RAJOELINA,   Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ANTONY : FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARA.   Andriamatoa Filoha,  Voninahitra lehibe ho anay...
Mampitandrina ny Fikambanana MAZOTO
Actualités, Base Toliara, Extractivisme

Mampitandrina ny Fikambanana MAZOTO

Mampitandrina ny Solombavambahoaka sy ny Ben’ny tanana izay manainga ny vahoaka hanaiky ny fanokafana ny tetik’asa BASE TOLIARA ny Fikambanana MAZOTO nandritra ny fanambarana...
Actualités, Base Toliara, Extractivisme

Aoka hazava ! Ry Ben’ny tanàna sy sefo fokontany

Aleo hazava tsara. Ny Ben’ny Tanàna sy ny Sefo Fokontany tompoko dia tsy manana zo ary tsy manana fahefana hanome fankatoavana amin’ny anaran’ny vahoaka....
Manana zo ny vahoaka handà ny tetikasa voamarina fa manitsakitsaka ny zony
Actualités, Base Toliara, Extractivisme

Manana zo ny vahoaka handà ny tetikasa voamarina fa manitsakitsaka ny zony

MANANA ZO NY VAHOAKA HANDÀ ny tetikasa voamarina fa hanitsakitsaka ny zony sy tsy hitondra fampandrosoana marina fa kosa hitondra tombontsoa ho an’olom-bitsy. Tsy...
Jereo anie Kenya sy Base Titanium
Actualités, Base Toliara, Extractivisme

Jereo anie Kenya sy Base Titanium

Santionan’ny zava-nitranga tany Kenya izay lazaina fa mirindra tsara sy mahazo tombontsoa daholo ireo olona rehetra voakasiky ny fitrandrahana ataon’ny Base Ressources / Base...
FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARA
Actualités, Base Toliara, Communiqué, Extractivisme

FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARA

Ho an’Andriamatoa Andry Nirina RAJOELINAFilohan’ny Repoblikan’i MadagasikaraANTONY : FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARAAndriamatoa Filoha,Voninahitra lehibe ho anay mponina ao amin’ireo fokontany izay...
Actualités, Base Toliara, Extractivisme

Base Toliara : Fakafakao

Tsy sarotra ny mamakafaka ny tena marina na dia heverina fa mora fitahina aza ny vahoaka. Marina fa sahirana ny vahoaka fa inona marina...
Aiza ianareo mpomba Base Toliara io
Actualités, Base Toliara, Extractivisme

Aiza ianareo mpomba Base Toliara io

Aia nareo Mpomba Base Toliara Io,Tsy haiko na hainareo na koa Hay fe modia tsy Hay.# »Ny Zircon ao anatin’ny fitrandrahana ho atao ao #Ranobe...
Stop Base Toliara
Actualités, Base Toliara

Stop Base Toliara

#Miresaka izay mpomba azy izay fa « Maha betsaka ny Cyclo-pousse eto Toliara hono Dia ny tsy fisian’ny asa,Io ihany no vaha olana amin’izany. » Ka...