- Accueil /
- Communiqués
Communiqués


Actualités, Communiqué, Justice économique, Lire, Écouter et Regarder, Newsletter
FIHAONAN’NY MPIANDRAIKITRA NY MINISTERAN’NY FAMBOLENA SY NY FIANDRIANANA ARA-TSAKAFO TAMIN’ NY FIKAMBANAN’ NY TANTSAHA SY FIRAISAMONIMPIRENENA MOMBA NY APE SY UPOV
Nasain’ Andriamatoa Ministry ny Fambolena sy ny Fiandrianana ara-tsakafo hivory ireo fikambanana niarananasonia ilay Fanairana ny vahoaka malagasy momba ny fifanarahana fiaraha-miasa ara-toekarena...

Communiqué, Droits fonciers, Economie bleue et économie verte, Gouvernance Mondiale, MPOI
FANAMBARANA
26 JONA 2026 : TENA FAHALEOVANTENA MARINA VE NO HANKALAZAINA AMIN’IO ANDRO IO ? Efa nanomboka tamin’ny 02 Jona ireo hetsika samihafa izay nentina...

Actualités, Communiqué, Lire, Écouter et Regarder
26 JONA 2026 : TENA FAHALEOVANTENA MARINA VE NO HANKALAZAINA AMIN’IO ANDRO IO ?
FANAMBARANA Efa nanomboka tamin’ny 02 Jona ireo hetsika samihafa izay nentina nankalazana ny faha-66 taonan’ny niverenan’ny fahaleovantena...

Base Toliara, Communiqué, Droits humains, Extractivisme, Lire, Écouter et Regarder, Newsletter, Uncategorized
TARATASY MISOKATRA HO AN’NY FILOHAN’NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN’NY MADAGASIKARA (PRRM)
MILA FANGARAHARANA SY FANDRAISANA ANDRAIKITRA AVY AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA NY FIAROVANA MARINA NY ZO SY NY FIANDRIANAN’NY FOKONOLONA VOAKASIKY NY TETIKASA VARA MADA AMIN’NY HARENA...

Actualités, Base Toliara, Communiqué, Lire, Écouter et Regarder
TARATASY MISOKATRA HO AN’NY SOLOMBAVAMBAHOAKAN’I MADAGASIKARA
TSY AZO EKENA NY FANAOVANA SORONA NY ZON’IREO VAHOAKA MANOHITRA NY TETIKASA MAMPIDIDOZA VARA MADA SY NY FIANDRIANAM-PIRENENA MBA HAMALIANA NY FILAN’NY MPITONDRA AMERIKANA...

Actualités, Base Toliara, Communiqué, Extractivisme, Uncategorized
TSY AZO EKENA NY FANAOVANA SORONA NY ZON’IREO VAHOAKA MANOHITRA NY TETIKASA VARA MADA SY NY HARENA VOAJANAHARY NENTIM-PAHARAZANA ARY NY FIANDRIANAM-PIRENENA MBA HAMALIANA NY FILAN’NY MPITONDRA AMERIKANA
Hatramin’ny nandraisan’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’ny Madagasikara (PRRM) ny fitondrana dia tsy mitsahatra maneho ny fandavany marin-drano ny Vara Mada ireo vahoaka voakasiky ny...

Communiqué
INQUIETUDES ET ALERTES DU COLLECTIF TANY SUR LES ORIENTATIONS AGRICOLES ACTUELLES
En ce e Journée Mondiale des Lu es Paysannes, le Collectif TANY reprend son rôle de porte-voix des paysans et communautés rurales malagasy afin...

Actualités, Communiqué
LA REFONDATION DE LA POLITIQUE EXTERIEURE DE MADAGASCAR ET DE SA COOPERATION INTERNATIONALE NE DOIT PAS PORTER ATTEINTE A SA SOUVERAINETE NATIONALE ET A LA PAIX DANS LA ZONE DE L’OCEAN INDIEN
LA REFONDATION DE LA POLITIQUE EXTERIEURE DE MADAGASCAR ET DE SA COOPERATION INTERNATIONALE NE DOIT PAS PORTER ATTEINTE A SA SOUVERAINETE NATIONALE ET A...

Actualités, Communiqué
REVENDICATION DE TRANSPARENCE AUX DIRIGEANTS DE LA REFONDATION DE LA RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR SUR DES PROBLÉMATIQUES CRUCIAUX ACTUELS
TOUS LES CONTRATS SIGNÉS À ABU DHABI, RENFORCEMENT DES DROITS FONCIERS DES HABITANTS DES ILES DU NORD, ZONE FRANCHE TOURISTIQUE INTERNATIONALE, ACCUEIL DE MIGRANTS...