- Accueil /
- Actualités
Actualités


Actualités, On en parle
CRAAD-OI, MA.ZO.TO, FI.MA , F.A.R.M ary ny RJDD – Manohitra ny tetikasa fasimainty an’ny Base Toliara
Nanao fanambarana miaraka manohitra ny fitrandrahana fasimaity ao Toliara ny fikambanana maro: toy ny centre de recherche et l’appui pour l’alternatives de developpement –...

Actualités, On en parle
Fitrandrahana vaventy “Manana maodely ratsy amin’io isika”, hoy ny FIMA
Orinasa efa teo hatramin’ny taona 2004 ny Base Toliara, hoy ny Fikambanan’ny masikoro arivolahy na FIMA, izany hoe efa maro ny mpitondra nifandimby niara-niasa...

Actualités, On en parle
ATSIMO ANDREFANA – Mety ho fiverenan’ny fitrandrahana Base Toliara : Nivoaka tamin’ny fahanginany ireo fikambanana mar
Nahitsy ary mazava ny hevitr’ireo fikambanana maromaro, raha nihaona tamin’ny mpanao gazety, mahakasika ny hoe mety hiverenan’ny fitrandrahana indray ataon’ny Base Toliara. « Atsaharo ny...

Actualités
FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARA
https://www.youtube.com/watch?v=HjAwboDy524 Ho an’Andriamatoa Andry Nirina RAJOELINA, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ANTONY : FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARA. Andriamatoa Filoha, Voninahitra lehibe ho anay...

Actualités, Base Toliara, Extractivisme
Mampitandrina ny Fikambanana MAZOTO
Mampitandrina ny Solombavambahoaka sy ny Ben’ny tanana izay manainga ny vahoaka hanaiky ny fanokafana ny tetik’asa BASE TOLIARA ny Fikambanana MAZOTO nandritra ny fanambarana...
Actualités, Base Toliara, Extractivisme
Aoka hazava ! Ry Ben’ny tanàna sy sefo fokontany
Aleo hazava tsara. Ny Ben’ny Tanàna sy ny Sefo Fokontany tompoko dia tsy manana zo ary tsy manana fahefana hanome fankatoavana amin’ny anaran’ny vahoaka....

Actualités, Base Toliara, Extractivisme
Manana zo ny vahoaka handà ny tetikasa voamarina fa manitsakitsaka ny zony
MANANA ZO NY VAHOAKA HANDÀ ny tetikasa voamarina fa hanitsakitsaka ny zony sy tsy hitondra fampandrosoana marina fa kosa hitondra tombontsoa ho an’olom-bitsy. Tsy...

Actualités, Base Toliara, Extractivisme
Jereo anie Kenya sy Base Titanium
Santionan’ny zava-nitranga tany Kenya izay lazaina fa mirindra tsara sy mahazo tombontsoa daholo ireo olona rehetra voakasiky ny fitrandrahana ataon’ny Base Ressources / Base...

Actualités, Base Toliara, Communiqué, Extractivisme
FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARA
Ho an’Andriamatoa Andry Nirina RAJOELINAFilohan’ny Repoblikan’i MadagasikaraANTONY : FANGATAHANA FANAJANONANA TANTERAKA NY TETIKASA BASE TOLIARAAndriamatoa Filoha,Voninahitra lehibe ho anay mponina ao amin’ireo fokontany izay...