Aiza ianareo mpomba Base Toliara io

Aia nareo Mpomba Base Toliara Io,
Tsy haiko na hainareo na koa Hay fe modia tsy Hay.
# »Ny Zircon ao anatin’ny fitrandrahana ho atao ao #Ranobe Dia misy #URANIUM sy #THORIUM izay avo Dia avo ny tahan’ny « #RADIOACTIVITE# » aminy ka tsy ho afaka amidy any amin’ny Firenena toa an’i Etazonia sy Japana# ».
Ny Antony ,Sao hisy fiatraikany amin’ny vahoakany.Nefa aiza ho aiza isika Madagascar , Firenena andalam-pahantrana ???ho vonoana zany???
#Source:tatitra ny BASE RESOURCES,Foiben’ny Base Toliara,Taona 2019.
#Fantatra anefa ny URANIUM sy ny Thorium Dia manapoizina amin’ny alalan’ny #Rano voalotony sy amin’ny alalan’ny vovony eny amin’ny #RIVOTRA fohana Ary ny vahoaka voakasika Dia #Tandindomin‘ny areti-mandoza toy ny #Omamiadana sy #Fahasamponan‘ny Zaza any Ambohoka.
#Efa maro ihany koa ireo manam-pahaizana nanao fanariana mahakasika ny Loza mitatao aterak’io Fitrandrahana Io toa ny
#Profesora STEPHAN NARSON tamin’ny Volana APRILY 2019 sy ireo manam-pahaizana sy Mpikaroka hafa teo anivon’ny Anjerimanontolo teto Toliara sy tany Antananarivo izay efa namoaka tatitra manamarina ireo voalaza rehetra ireo tamin’ny taona 2014.