
#Miresaka izay mpomba azy izay fa
« Maha betsaka ny Cyclo-pousse eto Toliara hono Dia ny tsy fisian’ny asa,Io ihany no vaha olana amin’izany. »
Ka hoy ny fanontaniako manao hoe:
« Misy asa fitrandrahana (Ambatovy ) ny AO amin’ny faritry Toamasina nefa Mbola betsaka ny Cyclo-pousse,fa aona??? »
Abus de faiblesse zany#
Sanatria ve ka Base Toliara,atakalo ny fiainan’ny vahoaka mandinika???
SANATRIA,FOTOANA IZAO IJOROATSIKA ARY IAROVANTSIKA NY TARANAN-TSIKA TOY NY TOLONA NATAON’IREO MAHERY FO TSIKA TAMIN’NY FANJANAHATANY.
FOTOANA HIAROVANTSIKA NY ZON-TSIKA.