Aleo hazava tsara. Ny Ben’ny Tanàna sy ny Sefo Fokontany tompoko dia tsy manana zo ary tsy manana fahefana hanome fankatoavana amin’ny anaran’ny vahoaka. Ny vahoaka ihany no masi-mandidy amin’ny zony sy ny heviny ary ny safidiny. Efa fantatra hatry ny ela ilay hafetsena! Ary mila ampahatsiahivina koa angamba hoe ny Fokontany tsy midika ho Fokonolona. Pff!
————————
Que ce soit clair. En aucun cas. Je dis bien, en aucun cas, les maires et les chefs fokontany ne peuvent se substituer aux citoyens pour donner leur consentement au nom de ceux-ci. Les communautés sont souveraines dans leurs choix/droits… On connaît la ruse. Fokontany ne veut pas dire Fokonolona non plus. Pff!